EmailPrintExport ICS

Famendrahana ranom-panafody hiarovana amin’ny tsimok’aretina Covid-19

Event

Title:
Famendrahana ranom-panafody hiarovana amin’ny tsimok’aretina Covid-19
When:
Thu, 2. July 2020
Category:
Communiqué
Hits:
119
Created by:
Super User

Description

Notohizana androany 02 Jolay 2020, ny famendrahana ranom-panafody hiarovana amin’ny tsimok’aretina Covid-19 teo anivon’i Oniversiten’i Toamasina. Ny toeram-pianarana sy ny toeram-piasana ivelan’ny Campus Barikadimy indray no natao tamin’ity indray mitoraka ity.
Voakasika tamin’izany ny toeram-pianarana ISSEDD, ITPT, ISTRA, ary ny biraon’ny Service du baccalauréat. Vita araka izany ihany koa ny tao amin’ny toeram-piasana Présidence Oniversiten’i Toamasina.
Mbola mamerina ny fisaorana amin’ny ekipan’ny Bureau Municipal de l'Hygiène ny Commune Urbaine de Toamasina tamin’ny fandraisan’andraikitra.